Sary famantarana ofisialy WordPress
Rehefa mila mampiasa ny sary famantarana WordPress ianao ho an'ny tranonkala na asa soratra, dia iangaviana hampiasa ireto manaraka ireto. Manasa anao hampiasa ireo mari-pamantarana araka izay voafaritry ny Politika fiarovana ny marika ara-barotran'ny WordPress.
Hisintona

Sary famantarana WordPress
Mahazatra

Sary famantarana WordPress
Na koa, araka ny lamina mitsangana

Sary famantarana WordPress
Mari-pamantarana misy soratra

Sary famantarana WordPress
Mari-pamantarana W
Ialao ny sary famantarana diso
Tsy mamela ny namana hampiasa sary famantarana WordPress diso ny tena namana. Raha sendra mahita mandehandeha any ianao dia amporisio izy hanova amin'ny tena izy.
