Zava-bitany

WordPress no mampiodina maherin'ny 43% amin'ny tranonkala misy ankehitriny, ary mitombo isan'andro io isa io. Ny karazany rehetra hatramin'ny tranonkala tsotra indrindra, hatramin'ny andian-tranonkala avo lenta ho an'ireo orinasa, eny fa na dia ireo applications sasany aza, dia vita amin'ny WordPress.

Sady mora ampiasaina ho an'ny olon-tsotra sy ny mpamokatra ny WordPress no mahazaka tsara ny filàn'ireo mpikirakira kaody. Izany no mahatonga azy sady azo volavolaina tsara nefa sady mora ampiasaina. Ireto manaraka ireto ohatra dia anisan'ireo zava-bitan'ny WordPress tsotra ; nefa mbola misy koa plugins an'arivo afaka manitatra ny zava-bitany mihoatra izay mety ho takatry ny saina. Sady azonao atao rahateo koa ny mikitika ny kaodin'ny WordPress araka izay hitiavanao azy, na dia ho ampiasainao amina filàna ara-barotra aza, nefa tsy hisy vidina license ho alohanao. Izany no tena mahatsara ny rindrankajy "free" (logiciel libre), ny "free" eto sady midika hoe tsy misy vola aloha no midika koa hoe malalaka tanteraka ianao amin'izay ho ataonao aminy.

Ireto misy sasantsasany amin'ireo zava-bitany heverinay fa mety ho tianao.

  • Hamorana
    Simplicity makes it possible for you to get online and get publishing, quickly. Nothing should get in the way of you getting your website up and your content out there. WordPress is built to make that happen.
  • Flexibility
    Afaka manangana izay mety ho karazana tranonkala rehetra ianao amin'ny alalan'ny WordPress : blaogy tsotra na tranonkala ho anao, blaogy an-tsary, tranonkala ofisialy ho an'ny orinasa, tranonkala ho an'ny andrim-panjakana, tranonkala fampahalalam-baovao na ho an'ny orinasa fanaovan-gazety, eny fa na tambazotrana andian-tranonkala aza. Afaka hatsarainao amin'ireo bika maro ny tranonkalanao, ary afaka hitarinao amin'ireo plugins ny zava-bitany. Azonao atao mihitsy aza ny manao ny application anao.
  • Manorata amin'ny fomba tsotra
    Raha efa nampiasa Word ianao dia efa afaka mahay tsara ny fampiasana WordPress. Afaka mamorona lahatsoratra sy pejy, manamboatra ny endriny, mampiditra sary, ary mipendy bokotra iray fotsiny dia mahatafavoaka azy ho hitan'ny rehetra amin'ny web.
  • Fitaovam-panoratana
    Natao ho mora mihitsy ny fitantanana ny vokatrao amin'ny WordPress. Manomboka vakiraoka, manomana mialoha ny fivoahan'ny lahatsoratra, na mitsirika ireo fanitsiana tany aloha. Ianao no misafidy na ho atao ampahibemaso ny lahatsoratrao na ho atao miafina, na koa miaro ireo lahatsoratra sy pejy amin'ny tenimiafina.
  • Fitantanana mpikambana
    Not everyone requires the same access to your website. Administrators manage the site, editors work with content, authors and contributors write that content, and subscribers have a profile that they can manage. This lets you have a variety of contributors to your website, and let others simply be part of your community.
  • Media Management
    They say a picture says a thousand words, which is why it’s important for you to be able to quickly and easily upload images and media to WordPress. Drag and drop your media into the uploader to add it to your website. Add alt text and captions, and insert images and galleries into your content. We’ve even added a few image editing tools you can have fun with.
  • Manaraka tanteraka ny fenitra
    Ny singa rehetra mandrafitra ny kaody ao amin'ny WordPress dia mifanaraka amin'ny fenitra takian'ny W3C. Izany hoe handeha tsara ny tranonkalanao amin'ireo navigateurs ankehitriny, sady mitsinjo ny hampandeha azy amin'ireo navigateur any aoriana. Tsara voatra ny tranonkalanao, amin'ny ankehitriny sy ny ho avy.
  • Fitantanana endrika amam-bika tsotra
    Efa misy bika telo avy hatrany miaraka amin'ny WordPress, fa raha tsy misy mety aminao ireo dia misy tahirim-bika feno bika aman'arivony ahafahanao manamboatra tranonkala tsara endrika. Tsy misy tianao ireo ? Bokotra iray no tsindrianao dia efa azonao atao koa ny mandatsaka ny bika anao manokana. Segondra vitsy monja no ilaina mba hananan'ny tranonkalanao fiovan'endrika tanteraka.
  • Hitaro amin'ny plugins
    WordPress comes packed with a lot of features for every user. For every feature that’s not in WordPress core, there’s a plugin directory with thousands of plugins. Add complex galleries, social networking, forums, social media widgets, spam protection, calendars, fine-tune controls for search engine optimization, and forms.
  • Fanehoan-kevitra efa raisina an-tanana
    Your blog is your home, and comments provide a space for your friends and followers to engage with your content. WordPress’s comment tools give you everything you need to be a forum for discussion and to moderate that discussion.
  • Search Engine Optimized
    WordPress is optimized for search engines right out of the box. For more fine-grained SEO control, there are plenty of SEO plugins to take care of that for you.
  • Mampiasà WordPress amin’ny Tenindrazanao
    Azo ampiasaina amin'ny fiteny maherin'ny 70 ny WordPress. Tsotra kely no atao raha te hampiasa ny WordPress amin'ny fiteny hafa ianao.
  • Mora apetraka sy hatsaraina
    Mora ny mampiditra sy manova WordPress. Betsaka ihany koa ireo mpampiatrano tranokala izay manolotra fomba Fampidirana WordPress amin’ny alalan’ny tsindry bokitra iray monja! Fa raha aleonao moa mampiasa FTP, mamorona base de données, ampakaro WordPress dia atombohy ny fampidirana azy.
  • Fifindrana mpampiantrano tranonkala
    Using blog or website software that you aren’t happy with? Running your blog on a hosted service that’s about to shut down? WordPress comes with importers for Blogger, LiveJournal, Movable Type, TypePad, Tumblr, and WordPress. If you’re ready to make the move, we’ve made it easy for you.
  • Fehezo ny momba anao
    Hosted services come and go. If you’ve ever used a service that disappeared, you know how traumatic that can be. If you’ve ever seen adverts appear on your website, you’ve probably been pretty annoyed. Using WordPress means no one has access to your content. Own your data, all of it — your website, your content, your data.
  • Fahalalahana
    Mampiasa ny license GPL ny WordPress mba hiheverana manokana ny fahalalahana. Malalaka tanteraka iana amin'izay mety hampiasanao ny WordPress : i-install azy, mampiasa azy, hanova azy, hizara azy. Ny fahalalahana amin'ny rindrankajy no anisan'ny fototra iorenan'ny WordPress.
  • Fiarahamonina
    As the most popular open source CMS on the web, WordPress has a vibrant and supportive community. Ask a question on the support forums and get help from a volunteer, attend a WordCamp or Meetup to learn more about WordPress, read blogs posts and tutorials about WordPress. Community is at the heart of WordPress, making it what it is today.
  • Mandraisa anjara
    You can be WordPress too! Help to build WordPress, answer questions on the support forums, write documentation, translate WordPress into your language, speak at a WordCamp, write about WordPress on your blog. Whatever your skill, we’d love to have you!

Fitaovana ho an'ny mpikirakira kaody

For developers, we’ve got lots of goodies packed under the hood that you can use to extend WordPress in whatever direction takes your fancy.

  • Fitantanana Plugin
    The WordPress APIs make it possible for you to create plugins to extend WordPress. WordPress’s extensibility lies in the thousands of hooks at your disposal. Once you’ve created your plugin, we’ve even got a plugin repository for you to host it on.
  • Fitantanana bika
    Create WordPress themes for clients, other WordPress users, or yourself. WordPress provides the extensibility to create themes as simple or as complex as you wish. If you want to give your theme away for free you can give it to users in the theme repository.
  • Application Framework
    Raha maniry hanorina application ianao, afaka manampy anao amin’izany ihany koa WordPress. WordPress dia manolotra fiasana maro izay azon’ny application-nao ampisaina : fandikana teny, fandrindrana mpikambana, requêtes HTTP, base de données, fanodinana URL sns sns maro be. Azonao atao ihany koa ny mampiasa ny REST API anay ahafahanao mifandray amin’ilay application.
  • Custom Content Types
    WordPress comes with default content types, but for more flexibility you can add a few lines of code to create your own custom post types, taxonomies, and metadata. Take WordPress in whatever direction you wish.