Atolory ny bika na fanavaozana bika novokarinao

Ho atolotra ho atao fanadihadiana ny bika nalefanao alohan'ny hanapariahana azy amin'ny tahirim-bika ofisialy WordPress.org

Vakio ny fepetra takiana mialohan'ny andatsahana bika

In order to have your theme hosted on WordPress.org, your code is required to comply with all the requirements on the Themes Team handbook page.

Alohan'ny andatsahanao bika vaovao, midira azafady.

Ahoana raha handatsaka fanavaozana bika

Raha fanavaozana bika ilay alefanao, ampitomboy fotsiny ny laharan'andiany ao amin'ny style.css ary avereno alatsaka indray ny theme-name.zip, toy ny fanao rehefa handatsaka bika vaovao.