Ho eny @ toolbar

WordPress.org

Malagasy

Bika GPL misy fanohanana andoavam-bola

Na dia feno bika tsara marobe aza ny tahirim-bika antsika, dia misy isika no mila manana antoka hoe misy mpanohana afaka ianteherana miaraka aminy, ary vonona ny handoa vola amin'izany raha ilaina. Tsy milaza ny GPL hoe tsy maintsy ho maimaimpoana avokoa ny zava-drehetra, fa kosa hoe rehefa azonao ilay rindrankajy dia tsy misy tokony hanakantsakana ny fahafahanao hampiasa azy araka izay tianao.

Rehefa mazava tsara izay, ireto ary misy mpisehatra vitsivitsy manolotra bika GPL miaraka amina tolotra fanampiny andoavam-bola. Mety hisy sasany handoavam-bola vao afaka ampiasaina, mety misy hafa kosa ny fidiranao ho mpikambana ao no andoavam-bola, ary misy ireo manolotra maimaimpoana fa ny fanampiana anao any aoriana no handoavam-bola. Ny iraisan'izy ireo dia satria ny olona ao ambadika azy ireo manohana ny open source, ny WordPress, ary ny license GPL.

Lisitry ny bika

Raha maniry ho tafiditra amin'ireo ianao dia manasa anao handefa ny momba anao amin'ny email : themes @ wordpress . org. Ireto no takiana raha maniry ho tafiditra ianao :