Ny bika atolotra antsika ho an’ny taona 2020 dia natao manokana hitrandraka tanteraka ny fahafahana mampiasa ny fikirakirana koja. Afaka mampiasa pejy fandraisana miaina tsara ny orinasa sy ny fikambanana amin’ny alalan’ireo koja sy firafitra maro karazana azo ampiasaina. Mety tsara ho an’ny blaogy tsotra koa nefa ireo endri-tsoratra niangaliana ao aminy. Mampiseho anao mazava…
twentytwenty.2.8.zip