WordPress.org

Themes

Ireo bika rehetra

Twenty twenty

Twenty twenty

Bika avy amin'ny fianakaviambe

Ity bika ity dia novolavolaina sy notohanan'ny Fianakaviambe WordPress.

  • Laharan’andiany 2.9
  • Ny fiovana farany 15 Aprily 2025
  • Isan’ny mpampiasa azy ankehitriny 200 000+
  • Laharan’andiany WordPress 4.7
  • Laharan’andiany PHP 5.2.4

Ny bika atolotra antsika ho an’ny taona 2020 dia natao manokana hitrandraka tanteraka ny fahafahana mampiasa ny fikirakirana koja. Afaka mampiasa pejy fandraisana miaina tsara ny orinasa sy ny fikambanana amin’ny alalan’ireo koja sy firafitra maro karazana azo ampiasaina. Mety tsara ho an’ny blaogy tsotra koa nefa ireo endri-tsoratra niangaliana ao aminy. Mampiseho anao mazava tsara ny ho fivoakan’ny lahatsoratra vokarinao ny endriky ny editeur, eny fa na mbola tsy navoakanao aza ilay lahatsoratra. Afaka ataonao manendrika anao tanteraka ny tranonkalanao noho izy afaka haingoinao tanteraka hifanaraka aminao na ny loko lafika na ny loko misongadina. Voakajy ho azy avokoa ny loko miasa amin’ny tranonkalanao mba ho azo antoka fa ho voavaky tsara.

Lamy

Sintona isan'andro

Isan’ny mampiasa azy : 200 000+

Tombana

Kintana 4.4 amin'ny 5.

Fanampiana

Manan-kambara ? Mila fanampiana ?

Tsidiho ny forum fanampiana

Hitory

Misy olana goavana ve io bika io ?

Hitory an’ity bika ity

Dikateny

Handika teny an’io bika io

Hisava ny kaody