WordPress.org

Themes

Ireo bika rehetra

Radcliffe

Radcliffe

Efa mihoatra ny 2 taona izay io bika io no tsy nisy fanavaozana. Mety efa tsy misy mpikarakara intsony io bika io ary mety efa tsy dia afaka ampiasaina loatra intsony miaraka amin’ireo andian’ny WordPress vaovao taty aoriana.

Bika avy amin'ny fianakaviambe

Ity bika ity dia novolavolaina sy notohanan'ny Fianakaviambe WordPress. Handray anjara hanamboatra io bika io

  • Laharan’andiany 2.1.2
  • Ny fiovana farany 29 Martsa 2024
  • Isan’ny mpampiasa azy ankehitriny 700+
  • Laharan’andiany PHP 5.4

A theme for bloggers who want their content to take center stage. Radcliffe features responsive design, retina-ready assets, full width header images, beautiful design and typography, Block Editor support, support for custom logo, support for custom accent color, three widget areas, and editor styles. Demo: https://radcliffe.andersnoren.se

Sintona isan'andro

Isan’ny mampiasa azy : 700+