OceanWP

Bika amidy
Maimaimpoana io bika io, fa misy tombony fanampiny na fanampiana afaka vidiana. Hijery ny ao amin'ny tantsoroka
OceanWP no bika tonga lafatra ho an’ny tetikasanao. Maivana sy azo aorina tsara, ahafahanao mamorona tranonkala isan-karazany toy ny blaogy, portfolio, tranokala fandraharahana ary fivarotana WooCommerce miaraka amin’ny endrika tsara tarehy sy matihanina. Tena haingana, mifanaraka amin’ny fitaovana rehetra, vonona amin’ny fiteny miankavanana (RTL) sy fandikan-teny, manaraka ny fanao SEO tsara indrindra, manana toetra WooCommerce miavaka hanatsarana ny tahan’ny fiovam-po, sy maro hafa. Afaka manova ny fikirakirana amin’ny takelaka sy finday ianao mba hahatonga ny tranonkalanao ho tsara amin’ny fitaovana rehetra. Mifanaraka amin’ny mpanorina pejy malaza indrindra toa an’i Elementor, Beaver Builder, Brizy, Visual Composer, Divi, SiteOrigin, sns… Ho tian’ny mpamorona ny fotodrafitrasa azo aorina tsara, mahatonga azy ho mora amboarina sy hitarina. Namana tsara indrindra amin’i Elementor & WooCommerce. Mitady bika maro anjara? Aza mitady lavitra intsony! Zahao ny santionany mba hahatsapanao fa io no hany bika ilainao: https://oceanwp.org/demos/
Zava-bitany
Sintona isan'andro
Isan’ny mampiasa azy : 600 000+
Tombana
Fanampiana
Manan-kambara ? Mila fanampiana ?
Hitory
Misy olana goavana ve io bika io ?