Creative Consulting
Efa mihoatra ny 2 taona izay io bika io no tsy nisy fanavaozana. Mety efa tsy misy mpikarakara intsony io bika io ary mety efa tsy dia afaka ampiasaina loatra intsony miaraka amin’ireo andian’ny WordPress vaovao taty aoriana.

Zanaka bika avy amin’ny Business Architect ity.
Creative Consulting is a Responsive eCommerce Theme built with HTML5 & CSS3 & PHP. It is designed for shopping cart and WooCommerce website. The theme could be easily edited and customized using theme options panel according to your needs.
Zava-bitany
Blaogy, Lafika namboarina, Loko namboarina manokana, Lohampejy namboarina, Menu namboarina, E-varotra, Sary asongadina, Lohapejy fingotra, Bara anila ankavia, Microformats, Tsanganana tokana, Bara anila ankavanana, Mahazaka ny fiteny havanana miankavia (RTL), Lahatsoratra raikitra, Tolotra mampiavaka ny bika, Fanehoan-kevitra mifampiditra, Vonona ho adika teny, Tsanganana roa
Sintona isan'andro
Isan’ny mampiasa azy : 20+
Tombana
Mbola tsy misy domberina voaray hatreto.
Fanampiana
Manan-kambara ? Mila fanampiana ?
Hitory
Misy olana goavana ve io bika io ?
Dikateny
Azo ampiasaina amin'ireto fiteny ireto io bika io : English (US).