WordPress.org

Themes

Ireo bika rehetra

CentralNews

CentralNews

Bika amidy

Maimaimpoana io bika io, fa misy tombony fanampiny na fanampiana afaka vidiana. Hijery ny ao amin'ny tantsoroka

Zanaka bika avy amin’ny MoreNews ity.

  • Laharan’andiany 2.0.45
  • Ny fiovana farany 24 Martsa 2025
  • Isan’ny mpampiasa azy ankehitriny 3 000+
  • Laharan’andiany WordPress 4.0
  • Laharan’andiany PHP 5.3

CentralNews dia bika WordPress mora ampiasaina ho an’ny tranokala filazam-baovao, blaogy ary gazetiboky. Ahafahanao hametraka haingana ny tranokalanao sy mitantana mora foana ny endriny amin’ny alàlan’ny Widget maherin’ny 9+.
Ity bika ity dia manolotra safidin’endrika maro toy ny sora-baventy isan-karazany, mazava/maizina, ary azo zahana mivantana amin’ny alàlan’ny customizer.
Azo ampiasaina tsara miaraka amin’ny Elementor, Gutenberg blocks, ary WooCommerce. Andramo ny demo ao amin’ny https://afthemes.com/products/centralnews/.

Lamy

Sintona isan'andro

Isan’ny mampiasa azy : 3 000+